Entry | 1 maimbo ra |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy | 3 ilazana ny fahatezerana mihoapampana sy fitadiavana hamaly faty; tezitra na vinitra mafy hamaly faty (nalaina tamin' ny omby vonoina izay tezitra misafoaka noho ny fandrenesany ny fofon' ny rany efa manorika) [1.1] |
Elementary words | 4 maimbo, ra |
Anagrams | 5 maimbo ra, mamboria |
Updated on 2023/01/01 |